Vavaka sy Hira Reviews

Vavaka sy Hira Reviews

Published by

About: Ary ny Teny Tonga Nofo ka nonina tety amintsika: tsy angano na honohono izany fa
safidin'Andriamanitra ho lalana anamasinana ny nofo aman-dran'ny
zanak'olombelona ao amin'i Jesoa Kristy. Mba hanampy antsika Kristianina hanome
lanja bebe kokoa izany Misitery izany no antom-pisian'ity fitaovana ity:
HIVAVAKA, HAMPIVAVAKA, HITARIKA NY OLONA HIVAVAKA.


About Vavaka sy Hira


Ary ny Teny Tonga Nofo ka nonina tety amintsika: tsy angano na honohono izany fa safidin'Andriamanitra ho lalana anamasinana ny nofo aman-dran'ny zanak'olombelona ao amin'i Jesoa Kristy.

Mba hanampy antsika Kristianina hanome lanja bebe kokoa izany Misitery izany no antom-pisian'ity fitaovana ity: HIVAVAKA, HAMPIVAVAKA, HITARIKA NY OLONA HIVAVAKA.

Raha maniry handray anjara amin'ny fanohanana ity tetikasa ity dia aza misalasala mifandray aminay.

Miankina tanteraka amintsika ny mety hahatsara sy haharatsy ny fampiasantsika ity fitaovana ity.


         


0 Vavaka sy Hira Reviews


See 0 more Reviews


How was your experience with Vavaka sy Hira? Post a Review

Leave a comment:




Alternatives