Vavaka sy Hira Avis

Vavaka sy Hira Avis

Publié par

À propos: Ary ny Teny Tonga Nofo ka nonina tety amintsika: tsy angano na honohono izany fa
safidin'Andriamanitra ho lalana anamasinana ny nofo aman-dran'ny
zanak'olombelona ao amin'i Jesoa Kristy. Mba hanampy antsika Kristianina hanome
lanja bebe kokoa izany Misitery izany no antom-pisian'ity fitaovana ity:
HIVAVAKA, HAMPIVAVAKA, HITARIKA NY OLONA HIVAVAKA.


À propos Vavaka sy Hira


Ary ny Teny Tonga Nofo ka nonina tety amintsika: tsy angano na honohono izany fa safidin'Andriamanitra ho lalana anamasinana ny nofo aman-dran'ny zanak'olombelona ao amin'i Jesoa Kristy.

Mba hanampy antsika Kristianina hanome lanja bebe kokoa izany Misitery izany no antom-pisian'ity fitaovana ity: HIVAVAKA, HAMPIVAVAKA, HITARIKA NY OLONA HIVAVAKA.

Raha maniry handray anjara amin'ny fanohanana ity tetikasa ity dia aza misalasala mifandray aminay.

Miankina tanteraka amintsika ny mety hahatsara sy haharatsy ny fampiasantsika ity fitaovana ity.


         


1 Vavaka sy Hira Avis

Sanaharisoa MONG Dominique   il y a 2 ans


Misaotra fa Tena ilain’ny mpampiasa iphone. Mampiasa iphoneSE 1ère génération aho version 14.5.1 nefa tsy mety mahazo ity application ity. Inona no tokony ataoko? Misaotra


Voir 0 plus d'avis


Quelle a été votre expérience avec Vavaka sy Hira ? Poster un avis

Laissez un commentaire:




Application Similaire