Vavaka sy Hira

Vavaka sy Hira Logiciel


Nom de la société:


 
  2024-05-24



Vavaka sy Hira Présentation


Ary ny Teny Tonga Nofo ka nonina tety amintsika: tsy angano na honohono izany fa safidin'Andriamanitra ho lalana anamasinana ny nofo aman-dran'ny zanak'olombelona ao amin'i Jesoa Kristy.

Mba hanampy antsika Kristianina hanome lanja bebe kokoa izany Misitery izany no antom-pisian'ity fitaovana ity: HIVAVAKA, HAMPIVAVAKA, HITARIKA NY OLONA HIVAVAKA.


Captures d'écran officielles


         


Détails du produit et description de



Ary ny Teny Tonga Nofo ka nonina tety amintsika: tsy angano na honohono izany fa safidin'Andriamanitra ho lalana anamasinana ny nofo aman-dran'ny zanak'olombelona ao amin'i Jesoa Kristy. Mba hanampy antsika Kristianina hanome lanja bebe kokoa izany Misitery izany no antom-pisian'ity fitaovana ity: HIVAVAKA, HAMPIVAVAKA, HITARIKA NY OLONA HIVAVAKA. Miankina tanteraka amintsika ny mety hahatsara sy haharatsy ny fampiasantsika ity fitaovana ity. Raha maniry handray anjara amin'ny fanohanana ity tetikasa ity dia aza misalasala mifandray aminay.






Le plus populaire apps dans Book